1. Ny fototra
  2. Ireo fisokajiana
  3. Ny tantaram-iainana sy ny tantara

Resaka Raha tsy ho lasa enta-mavesatra amin'ny mpino - na : ho an'ny vahoaka - dia nandidy azy ireo aho hampiasa ny siwak isaky ny hanao Swalat aho

عَنْ أَبِي هُرَيْرَةَ رضي الله عنه عَنِ النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«لَوْلَا أَنْ أَشُقَّ عَلَى الْمُؤْمِنِينَ -أَوْ: عَلَى أُمَّتِي- لَأَمَرْتُهُمْ بِالسِّوَاكِ عِنْدَ كُلِّ صَلَاةٍ».

Tatitra avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Raha tsy ho lasa enta-mavesatra amin'ny mpino - na : ho an'ny vahoaka - dia nandidy azy ireo aho hampiasa ny siwak isaky ny hanao Swalat aho."

Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim Sahìh Moslim - 252

Ny fanazavana

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa raha tsy noho ny fahatahorana ny fahasahiranana ho an'ny mpino eo amin'ny vahoakany dia ho nanery azy ireo hampiasa ny siwak isaky ny hanao Swalat izy.

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

  1. Fangorahan'ny Mpaminany (S.A.W) tamin'ny vahoakany, ary fatahorany hanome enta-mavesatra azy ireo.
  2. Ny foto-kevitra fototra momba ny didin'ny Mpaminany (S.A.W) dia ny tsy maintsy atao, raha tsy misy porofo milaza fa an-tsitrapo izany.
  3. Tsaratsara ny mampiasa Siwak (miborosy nify kely) isaky ny hivavaka.
  4. Ibn Daqiq al-Eid dia nilaza hoe : Ny fahendrena ao ambadiky ny fanolorana ny siwak rehefa mijoro hanao Soalat dia fanakakaizana an'I Allah, noho izany dia ilaina ny fahafenoan'ny fahadiovana mba hanehoana ny voninahitry ny fivavahana.
  5. Ny Hadith amin'ny ankapobeny dia ahitana ny siwak ho an'ny olona mifady hanina, na dia aorian'ny mitataovovonana aza, toy ny vavaka mitataovovonana sy tolakandro.

Fanehoana ny dikan-teny

51 Ny Fiteny
EN English الإنجليزية
UR اردو الأوردية
ES Español الإسبانية
ID Indonesia الإندونيسية
UG ئۇيغۇرچە الأيغورية
BN বাংলা البنغالية
TR Türkçe التركية
RU Русский الروسية
BS Bosanski البوسنية
SI සිංහල السنهالية
HI हिन्दी الهندية
ZH 中文 الصينية
FA فارسی الفارسية
VI Tiếng Việt الفيتنامية
TL Tagalog تجالوج
KU Kurdî الكردية
HA Hausa الهوسا
PT Português البرتغالية
ML മലയാളം المليالم
TE తెలుగు التلغو
SW Kiswahili السواحيلية
TA தமிழ் التاميلية
MY မြန်မာ البورمية
TH ไทย التايلندية
DE Deutsch الألمانية
PS پښتو بشتو
AS অসমীয়া الأسامية
SQ Shqip الألبانية
SV Svenska السويدية
AM አማርኛ الأمهرية
NL Nederlands الهولندية
GU ગુજરાતી الغوجاراتية
NE नेपाली النيبالية
YO Yorùbá اليوروبا
LT Lietuvių الليتوانية
PRS دری الدرية
SR Српски الصربية
TG тоҷикӣ الطاجيكية
RW Kinyarwanda الكينياروندا
RO Română الرومانية
HU Magyar المجرية
MOS Moore الموري
OM Oromoo الأورومو
KN ಕನ್ನಡ الكانادا
WO Wolof الولوف
UK Українська الأوكرانية
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية