عَنْ أُمِّ حَبِيبَةَ رضي الله عنها زَوْجِ النَّبِيِّ صَلَّى اللَّهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالت: سَمِعْتُ رَسُولَ اللهِ صَلَّى اللَّهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ يَقُولُ:
«مَنْ حَافَظَ عَلَى أَرْبَعِ رَكَعَاتٍ قَبْلَ الظُّهْرِ وَأَرْبَعٍ بَعْدَهَا حَرَّمَهُ اللَّهُ عَلَى النَّارِ».
[صحيح] - [رواه أبو داود والترمذي والنسائي وابن ماجه وأحمد] - [سنن الترمذي: 428]
المزيــد ...
Tatitra azo avy tamin'i Omm Habiba (R.A) vadin'ny Mpaminany (S.A.W) niteny : Nandre ny irak'Allah aho niteny manao hoe :
"Izay manao rakaat efatra alohan'ny mitataovovonana sy efatra aorian'izany, dia nataon'i Allah fady aminy ny afobe."
[Mari-pototra] - [رواه أبو داود والترمذي والنسائي وابن ماجه وأحمد] - [Sonan At-Tirmizì - 428]
Ny Mpaminany (S.A.W) dia nanome vaovao mahafaly fa izay manao vavaka an-tsitrapo efatra rakaat alohan'ny mitataovovonana sy efatra rakaat aorian'izany, ary izay manohy sy mitazona izany dia hesorin'I Allah amin'ny Afobe.