1. Ny fototra
  2. Ireo fisokajiana
  3. Ny boky masina CORAN sy ny siansa

Resaka Izay mahay tsianjery andininy folo manomboka amin'ny fiandohan'ny Surah Al-Kahf dia ho voaro amin'ny Dajjal (Antikristy)." Ary amin'ny fitantarana iray : "Amin'ny faran'ny Sorat Al-Kahf

عن أبي الدرداء رضي الله عنه أن النبي صلى الله عليه وسلم قال:
«مَنْ حَفِظَ عَشْرَ آيَاتٍ مِنْ أَوَّلِ سُورَةِ الكَهْفِ، عُصِمَ مِنَ الدَّجَّالِ». وفي رواية: «مِنْ آخِرِ سُورَةِ الكَهْف».

Tatitra azo avy tamin'i Abo Darda (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) :
"Izay mahay tsianjery andininy folo manomboka amin'ny fiandohan'ny Surah Al-Kahf dia ho voaro amin'ny Dajjal (Antikristy)." Ary amin'ny fitantarana iray : "Amin'ny faran'ny Sorat Al-Kahf."

Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim Sahìh Moslim - 809

Ny fanazavana

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa izay mahay tsianjery andininy folo manomboka amin'ny fiandohan'ny Sorat Al-Kahf dia ho voaro amin'ny fakam-panahy avy amin'ny Antikristy izay hipoitra amin'ny fara-andro izay miantso olona hanompo azy, ka fakampanahy lehibe indrindra hitranga eto an-tany hatramin’ny namoronana an’i Adama ka hatramin’ny andro fitsarana. Rehefa nanome hery azy Allah tamin'ny fahagagana mihoatra ny natoraly izay haka fanahy an'izay manaraka azy, ary izany dia satria ny fiandohan'ny Sorat Al-Kahf dia mirakitra zava-mahagaga sy andininy lehibe kokoa noho izay halain'ny Antikristy ny olona, ​​ka izay misaintsaina momba izany dia hahazo fakampanahy avy amin'i Antikristy. Ary ao amin'ny fitantarana iray : Andininy folo avy amin'ny faran'ny sorat, ilay tenin'ny Tsitoha : {Mihevitra ve ireo tsy mino fa haka...}.

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

  1. Manazava ny fahasoavan'ny Sorat Al-Kahf, ary miaro amin'ny fakam-panahin'i Antikristy, ary ireo andininy voalohany na ny fiafarany.
  2. Fampahafantarana ny Antikristy, ary fanazavana izay hahazoana fiarovana amin'ny tenany.
  3. Famporisihana hanao tsianjery ny Sorat Al-Kahf manontolo Raha tsy afaka izy dia tokony hanao tsianjery ny andininy folo voalohany sy farany.
  4. Hoy i Al-Qortobii momba ny anton'izany : Voalaza hoe : Noho ny zava-mahagaga sy ny famantarana ao amin'ny tantaran'ireo olon'ny lava-bato, ka izay tafintohina amin'izany dia tsy ho gaga amin'ny raharahan'ny Antikristy, ary tsy hahataitra azy ka tsy halaim-panahy aminy, ary hoy izy : Araky ny tenin'ilay Tsitoha : {mba hampitandrina ny amin'ny famaizana mafy avy Aminy}, amin'ny fanarahana ny hery amin'ny fahasiahana sy ny fahalemem-panahy. Ny filazan'i Antikristy ny maha-tompo azy, ny fanjakany, ary ny halehiben'ny fakam-panahiny, noho izany i Mpaminany (S.A.W) dia nanamafy ny raharaha momba azy sy nampitandrina ary nitady fiarovana tamin'ny fakam-panahy nataony. Ka ny dikan'ilay Hadith : Izay mamaky ireo andininy ireo, misaintsaina izany, ary mahazo ny heviny, dia hampitandremana ary ho voaro aminy.

Fanehoana ny dikan-teny

46 Ny Fiteny
EN English الإنجليزية
UR اردو الأوردية
ES Español الإسبانية
ID Indonesia الإندونيسية
UG ئۇيغۇرچە الأيغورية
BN বাংলা البنغالية
TR Türkçe التركية
RU Русский الروسية
BS Bosanski البوسنية
SI සිංහල السنهالية
HI हिन्दी الهندية
ZH 中文 الصينية
FA فارسی الفارسية
VI Tiếng Việt الفيتنامية
TL Tagalog تجالوج
KU Kurdî الكردية
HA Hausa الهوسا
PT Português البرتغالية
ML മലയാളം المليالم
TE తెలుగు التلغو
SW Kiswahili السواحيلية
TA தமிழ் التاميلية
MY မြန်မာ البورمية
TH ไทย التايلندية
DE Deutsch الألمانية
PS پښتو بشتو
AS অসমীয়া الأسامية
SQ Shqip الألبانية
SV Svenska السويدية
AM አማርኛ الأمهرية
NL Nederlands الهولندية
GU ગુજરાતી الغوجاراتية
NE नेपाली النيبالية
PRS دری الدرية
SR Српски الصربية
RO Română الرومانية
HU Magyar المجرية
MOS Moore الموري
KN ಕನ್ನಡ الكانادا
WO Wolof الولوف
UK Українська الأوكرانية
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية