+ -

عَنْ ‌عَبْدِ اللهِ بْنِ زَيْدٍ رضي الله عنه:
أَنَّ النَّبِيَّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ تَوَضَّأَ مَرَّتَيْنِ مَرَّتَيْنِ.

[صحيح] - [رواه البخاري] - [صحيح البخاري: 158]
المزيــد ...

Tatitra azo avy amin'i Abdollahi Ibn Zayd (R.A) :
Ny Mpaminany (S.A.W) nanasa indroa, indroa tamin'ny ozò.

[Mari-pototra] - [Notantarain’i Bokhari] - [Sahìh Al-Bokhari - 158]

Ny fanazavana

Indraindray ny Mpaminany (S.A.W) rehefa manao ozò dia manasa indroa ny rantsana tsirairay izay diovina, avy eo nanasa ny tavany - anisan'izany ny fanasan'ny vava sy ny orona - ary ny tànana roa sy ny tongotra indroa.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny tsy maintsy atao eo amin'ny fanasana ny rantsambatana dia ny indray mandeha, fa ny mihoatra an'izany dia fanampiny mendrika.
  2. Azo atao indroa ny manasa rantsam-batana rehefa manao ozò indraindray.
  3. Ny Maha ara-dalàna eo amin'ny fisafoana loha dia ny indray mandeha.
Ny Fandikan-teny: Anglisy Ordo Indoneziana Aigoria Bengaly Torkia Bosnia Sinhala India sinoa Persiana Vietnamiana Tagaloga Kordia Hosia portogalîa Malayalamia Teljo saohilia Tamily Tailandia Pasito Asamia Albany Soedianina Amharika Holandia Gojratia Kargaria Nepalianina Yorianina Litoanianina Aldoria serbianina Somalianina Keniaroandia Romaniana Hongariana Tsekianina الموري Italianina Oromianina Kanadianina الولوف Azerianina Okranianina الجورجية
Fanehona ny dikanteny