+ -

عَنِ ابْنِ عَبَّاسٍ رَضيَ اللهُ عنهُما أَنَّ رَسُولَ اللهِ صلى الله عليه وسلم:
نَهَى عَنْ كُلِّ ذِي نَابٍ مِنَ السِّبَاعِ، وَعَنْ كُلِّ ذِي مِخْلَبٍ مِنَ الطَّيْرِ.

[صحيح] - [رواه مسلم] - [صحيح مسلم: 1934]
المزيــد ...

Niteny ibn 'Abbaas (RA), fa ny Irak'i Allah (S.A.W) dia :
Nandrara ny fihinanana ny bibidia lava vangy rehetra sy ny lava angofo rehetra amin'ny vorona.

[Mari-pototra] - [Notantaraiin'i Moslim] - [Sahìh Moslim - 1934]

Ny fanazavana

Noraran'ny Mpaminany (S.A.W) ny fihinanana ny biby mpiremby rehetra izay mihaza amin'ny alalan'ny vanginy, ary ny vorona rehetra izay manapaka sy mitazona amin'ny vavany.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny finoana silamo dia mifikitra amin'ny zavatra madio rehetra manomboka amin'ny sakafo, zava-pisotro, sy ny hafa ankoatr'izany.
  2. Ny fitsipika fototra momba ny sakafo dia azo ohanina. Afa-tsy izay misy porofo milaza ny maha voarara azy.
Ny Fandikan-teny: Anglisy Ordo Indoneziana Bengaly Frantsay Torkia Rosiana Bosnia Sinhala India sinoa Persiana Vietnamiana Tagaloga Kordia Hosia portogalîa Malayalamia Teljo saohilia Tailandia Pasito Asamia Soedianina Amharika Holandia Gojratia Kargaria Nepalianina Aldoria serbianina Keniaroandia Romaniana Hongariana Tsekianina الموري الولوف Azerianina Okranianina الجورجية المقدونية الماراثية
Fanehona ny dikanteny