عَنْ عَائِشَةَ أُمِّ المؤْمنينَ رَضيَ اللهُ عنها قَالَت: قَالَ النَّبِيُّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«تُقْطَعُ اليَدُ فِي رُبُعِ دِينَارٍ فَصَاعِدًا».
[صحيح] - [متفق عليه] - [صحيح البخاري: 6789]
المزيــد ...
Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A) renin'ny mpino rehetra niteny : niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Ny tànana dia hotapahina amin'ny ampahefatry ny dinar no mihoatra."
[Mari-pototra] - [Notantarain’i Bokhari sy Moslim] - [Sahìh Al-Bokhari - 6789]
Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa ho tapahana ny tanan’ilay mpangalatra raha toa ka mangalatra volamena ampahefatry ny dinar sy mihoatra noho izany, ary mitovy amin’ny vidin’ny volamena 1,06 grama ny sandany.