عَنِ المُغِيرَةِ بْنِ شُعْبَةَ رَضِيَ اللَّهُ عَنْهُ عَنِ النَّبِيِّ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«لاَ يَزَالُ طَائِفَةٌ مِنْ أُمَّتِي ظَاهِرِينَ، حَتَّى يَأْتِيَهُمْ أَمْرُ اللَّهِ وَهُمْ ظَاهِرُونَ».
[صحيح] - [متفق عليه] - [صحيح البخاري: 7311]
المزيــد ...
Tatitra azo avy amin'i Al-Moghira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Hisy antokon’ny vahoakako hahery, mandra-pahatongan’ny didin’I Allah aminy, ary mbola mandresy izy ireo”.
[Mari-pototra] - [Notantarain’i Bokhari sy Moslim] - [Sahìh Al-Bokhari - 7311]
Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa hisy antokon’ny vahoakako hanohy handresy ny olona, handresy izay manohitra azy, mandra-pahatongan’ny didin’Allah amin’izy ireo haka ny fanahiny amin’ny faran’izao tontolo izao, fotoana alohan’ny hahatongavan’ny Ora farany.