+ -

عَنْ عُقْبَةَ بْنِ عَامِرٍ رَضيَ اللهُ عنهُ قَالَ: قَالَ لِي رَسُولُ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ:
«أُنْزِلَ -أَوْ أُنْزِلَتْ- عَلَيَّ آيَاتٌ لَمْ يُرَ مِثْلُهُنَّ قَطُّ، الْمُعَوِّذَتَيْنِ».

[صحيح] - [رواه مسلم] - [صحيح مسلم: 814]
المزيــد ...

Tatitra azo avy amin'i Okba Ibn Aamir (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Nambara tamiko ireo andininy - na nilatsaka - izay tsy mbola hita hatrizay hatrizay, dia ireo fiarovana roa."

[Mari-pototra] - [Notantaraiin'i Moslim] - [Sahìh Moslim - 814]

Ny fanazavana

Nitatitra i Okba bin Amer (R.A) fa hoy ny Mpaminany taminy : Nampidinin'I Allah tamiko androany alina ireo andininy izay tsy mbola hita hatrizay - izany hoe tamin'ny fitadiavana fialofana - dia ireo fiarovana roa mpanala devoly : Sorah {kol Birabbil Falaq}, ary Sorah {kol Birabbin Nasi}.

Lesona azo avy amin'ny Hadith

  1. Fanazavana ny hasarobidin'ireo sorah roa ireo.
  2. Famporisihana mba hitady fialofana amin’ny ratsy rehetra amin'ny alàlan'izy roa.
Ny Fandikan-teny: Anglisy Indoneziana Bengaly Torkia Rosiana Sinhala Vietnamiana Tagaloga Kordia Hosia portogalîa Teljo saohilia Tailandia Pasito Asamia Amharika Holandia Gojratia Aldoria Romaniana Hongariana الموري الولوف Okranianina الجورجية المقدونية الخميرية الماراثية
Fanehona ny dikanteny