عن أَبِي أُمَامَةَ إِياسِ بنِ ثَعْلَبَةَ الحَارِثِيِّ رضي الله عنه أَنَّ رَسُولَ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ قَالَ:
«مَنِ اقْتَطَعَ حَقَّ امْرِئٍ مُسْلِمٍ بِيَمِينِهِ، فَقَدْ أَوْجَبَ اللهُ لَهُ النَّارَ، وَحَرَّمَ عَلَيْهِ الْجَنَّةَ» فَقَالَ لَهُ رَجُلٌ: وَإِنْ كَانَ شَيْئًا يَسِيرًا يَا رَسُولَ اللهِ؟ قَالَ: «وَإِنْ قَضِيبًا مِنْ أَرَاكٍ».
[صحيح] - [رواه مسلم] - [صحيح مسلم: 137]
المزيــد ...
Tatitra azo avy tamin'i Abo Omama Iyas Ibn Thaalaba Al-Harithio(R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Izay manaisotra ny zon’ny silamo amin’ny fianianana, dia efa nodidin’I Allah ho azy ny helo, ary norarany amin'ny Paradisa, dia hoy ny lehilahy iray taminy : Na dia zavatra kely aza izany ry irak’Allah? Hoy izy namaly : “Ary na dia ampahany kely aza.”
[Mari-pototra] - [Notantaraiin'i Moslim] - [Sahìh Moslim - 137]
Nampitandrina ny Mpaminany ny amin’ny fianianana lainga sy am-pahatsorana amin’I Allah mba hanalana ny zon’ny Silamo, satria ny sazy amin’izany dia ny fidirana ao amin’ny helo sy ny fandrarana fidirana amin'ny Paradisa, ary tafiditra ho iray amin’ireo fahotana lehibe indrindra. Hoy ny lehilahy iray : Ry irak'Allah : Na dia zavatra kely aza ny fianianana? Hoy i Mpaminany (S.A.W) : Na dia teo amin’ny hazo siwak nalaina tamin’ny hazo arak aza izany.