عن ابن عمر رضي الله عنهما:
أَنَّ رَسُولَ اللهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ نَهَى عَنِ الْقَزَعِ.

[صحيح] - [متفق عليه] - [صحيح البخاري: 5921]
المزيــد ...

Tatitra azo avy amin'i Ibn Oumar (R.A) niteny :
Nandrara ny fanaovana Qaz’aa ny irak’Allah (S.A.W).

[Mari-pototra] - [Notantarain’i Bokhari sy Moslim] - [Sahìh Al-Bokhari - 5921]

Ny fanazavana

Nandrara i Mpaminany (S.A.W) ny amin'ny fanapahana ampahany amin'ny volo eo amin'ny loha ka mamela ny ampahany.
Ary ny fandrarana dia ho an'ny lehilahy rehetra tsy ankanavaka na zaza na lehibe, satria ny vehivavy dia tsy manapaka ny volon-dohany.

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

  1. Ny fifantohan'ny lalàna Islamika amin'ny endrik'olombelona.
Fanehoana ny dikan-teny
Ny Fiteny: الإنجليزية الأوردية الإسبانية Ny Fanampiny (63)