عن أبي هريرة رضي الله عنه قال: قال رسول الله صلى الله عليه وسلم:
«مَلْعُون مَنْ أتَى امرأتَه في دُبُرِها».

Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Ho voaozona izay nanao firaisana tamin’ny vadiny any aoriana”.

Tsara Notantarain'i Abo Daòd, Al-Nasàì ao amin'ny Al-Kobra, ary Ahmad Sonan Abo Daòd - 2162

Ny fanazavana

Ny Mpaminany (S.A.W) dia mampitandrina ny amin'ny firaisana ara-nofo amin'ny vadiny avy aoriana. Voaozona sy voaroaka hiala amin’ny famindrampon’I Allah izy, ary fahotana lehibe izany.

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

  1. Fandrarana ny fanaovana firaisana amin'ny vehivavy amin'ny vodiny.
  2. Azo atao ny maka mahafinaretana amin'ny vady amin'ny vatany rehetra afa-tsy any aoriana ihany.
  3. Ny mpino silamo dia manao firaisana amin'ny vehivavy ao amin'ny aloha araka ny nandidian'I Allah azy; Raha ny amin'ny lavabody kosa, dia fanimbana ny natiora, fanarina ny taranaka, fanitsakitsahana ny maha-ara-dalàna, ary fahavoazana mafy ho an'ny mpivady.

Fanehoana ny dikan-teny

47 Ny Fiteny
EN English الإنجليزية
UR اردو الأوردية
ID Indonesia الإندونيسية
UG ئۇيغۇرچە الأيغورية
BN বাংলা البنغالية
TR Türkçe التركية
RU Русский الروسية
BS Bosanski البوسنية
SI සිංහල السنهالية
HI हिन्दी الهندية
ZH 中文 الصينية
FA فارسی الفارسية
VI Tiếng Việt الفيتنامية
TL Tagalog تجالوج
KU Kurdî الكردية
HA Hausa الهوسا
PT Português البرتغالية
ML മലയാളം المليالم
TE తెలుగు التلغو
SW Kiswahili السواحيلية
TA தமிழ் التاميلية
MY မြန်မာ البورمية
TH ไทย التايلندية
DE Deutsch الألمانية
PS پښتو بشتو
AS অসমীয়া الأسامية
SQ Shqip الألبانية
SV Svenska السويدية
AM አማርኛ الأمهرية
NL Nederlands الهولندية
GU ગુજરાતી الغوجاراتية
NE नेपाली النيبالية
PRS دری الدرية
SR Српски الصربية
RW Kinyarwanda الكينياروندا
RO Română الرومانية
HU Magyar المجرية
MOS Moore الموري
OM Oromoo الأورومو
KN ಕನ್ನಡ الكانادا
WO Wolof الولوف
UK Українська الأوكرانية
KA ქართული الجورجية
MK Македонски المقدونية
KM ភាសាខ្មែរ الخميرية
PA ਪੰਜਾਬੀ البنجابية
MR मराठी الماراثية