Lisitr'ireo Hadith

Tian'ny Mpaminany (S.A.W) ny manao zavatra amin'ny havanana, rehefa manao kiraro, rehefa mandrongo volo, rehefa midio, ary tamin’ny raharahany rehetra
عربي الإنجليزية الأوردية
Azoko tamin'i Mpaminany (S.A.W) ny vavaka 10 Rakà
عربي الإنجليزية الأوردية
Rehefa mifoha amin'ny alina ny Mpaminany (S.A.W), miborosy ny vavany amin'ny siwak
عربي الإنجليزية الأوردية
“Tsy misy Tompo marina afa-tsy Allah, Loza ho an’ny Arabo noho ny faharatsiana efa manakaiky, nisokatra toy izao androany vala nanidina an’i Goga sy Magoga.”
عربي الإنجليزية الأوردية
Rehefa nivavaka ny Mpaminany (S.A.W), dia namelatra ny tànany ka hita hatramin'ny fotsin’ny lambany eny amin'ny elika
عربي الإنجليزية الأوردية
Izaho niaraka nandro tamin'ny Mpaminany (S.A.W) tao anaty siny be iray ary samy tratran'ny loto lehibe izahay roa, ary nanafatra ahy izy mba hisaron-tena, ka nanafosafo ny vatako izy raha mbola tao anatin'ny fadim-bolana aho
عربي الإنجليزية الأوردية
“Inona no manjo ny olona izay niteny izao sy izao? Fa Izaho kosa mivavaka sy matory, mifady hanina sy misakafo ary manambady vehivavy, ka izay miala amin’ny fomba amam-panaoko dia tsy anisan'ny miara-dia amiko”
عربي الإنجليزية الأوردية